Teny iditra efonefona (efona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisafoahana, hatezerana ateraky ny fiheveran-tena ho ambony
Hasempotsemporana noho ny hasosorana, ka mila tsy ho avy miaina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Essoufflement, respiration fréquente, forte ou difficile, fureur, emportement [1.3]
  [Tankarana] Orgueil [1.19]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra efona [tsy fampiasa kokoa noho efonefona]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20