Teny iditra eglizy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ¶ Trano ivorian' ny kristianina katolika ka anatrehany ny fombam-pivavahana samihafa
¶ (Mazàna mizara telo manaraka ny lavany ny atin' ny eglizy ary misy andalan' an-dry roa mifanindrana mainpisaraka azy ho telo ka mahatonga azy hibikan-tsambo amin' izy kely sakana nefa lava mitsoroaka; amin' ity hevitra itỳ ny eglizy dia atao hoe koa leglizy, na trano leglizy) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a church building [Hallanger 1973]
Ny fihaviany Frantsay: église.

Teny iditra Eglizy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona)
Famaritana malagasy Fitambaran' ny kristianina iray filoha sy iray foto-pampianarana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the Catholic church [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay l'Eglise Catholique [Hallanger 1974]
Ny fihaviany Frantsay: Église.

2012/11/02