|
|
|
|

Teny iditra1  ehina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] terena
vorina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be collected, assembled, brought into close contact.
Ohatra  5  [1.1] Noehina ny tany talohan' ny nananganan-trano
Fototeny  6  eka
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11  aihina

Fivaditsoratra  12  aheny, ehany, ehina, haeny, henai, iehan, ihena, nieha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21