Teny iditra eisy
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ampiasaina araka ny toe-javatra mitranga:
-- na fandavana izany: Eisy! tsy azo ekena izany fangatahanao izany
-- na famporishana hanarina tsy ho kivin' izay efa nitranga: Eisy! aza atao mahakivy izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31