Teny iditra ekany
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taisaka, Tanala] eny [Rakotosaona 1972]
 Asolon' ny olona ny Eny raha mamaly sady mitovy hevitra aminy rahateo: Hiainga rahampitso ihany ve ianao ? Ekany ! [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Taisaka] oui [Deschamps 1936]
  [Tankarana] oui, c'est bien cela. [David 1952 (takila E)]
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra eka

2017/03/10