Teny iditra eko
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Betsileo] sy, ary: Ny raha soa tsa tamate-mate eko ny ratsy tsa alevem-beloña (Ny zavatra soa tsy azo tahirizim-paty ary ny ratsy tsy alevim-belona) [Rakotosaona 1972]

2012/12/19