Teny iditra | 1 eko |
Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
sy, ary: Ny raha soa tsa tamate-mate eko ny ratsy tsa alevem-beloña (Ny zavatra soa tsy azo tahirizim-paty ary ny ratsy tsy alevim-belona) |
Fivaditsoratra | 4 eko, keo, koe, oke |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |