|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ekose
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [frantsay ecossais] Ny firenena monina amin' ny tanin' i Ekosy, avaratra andrefan' i Angletera: Malaza ho fatra-pitaitsy lozantany ny Ekose

Teny iditra (2/2)4  ekose
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Mikasika an' i Ekosy, an' i Ekosy na avy any Ekosy: Hafa kely ny akanjon' ny lehilahy ekose

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07