|
|
|
|

Teny iditra1  elanelanina
Fototeny  2  elanelana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Misy...eny anelanelany: Elanelanin' ny paiso ny pibasy any amin' ny tanim-boankazonay
Akana mpanelanelana, mpitsara: Noelanelanin-dRakoto ny adin-dRavao sy Ramavo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be divided or spaced out by something
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on divise ou espace en intercalant
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  anelanelany, elanelanina, ielanelanan, naelanelany, nielanelana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20