Teny iditra | 1 elanelan-tsandan-tsindry |
Singan-teny | 2 elanelana, sanda, tsindry |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 refintsindry azo avy amin'ny fampifanalana ny tsindry ambany sy ambony [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 différence de pression [1.13] |
Voambolana |
6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |