Teny iditra | 1 ela velona |
Singan-teny | 2 ela, velona |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.8] qui vit vieux |
Ohatra |
5 Diaveloma, soavatsarà, elavelona, hono, hianareo, ry tompokolahy, antsoin-dRasoheri-manjaka e. [0.0#] 6 Raha nihaona tamin-dRadama izy, hoy no fiarahabany azy : Ho elavelona, ho tahaky ny masoandro hianao, ry Ilehimavony; [2.654#] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |