Teny iditra Elisabeth
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra 
1DECEMBRE Androany Alahady, dia tomga tao Port Elisabeth ny mpandeha. [2.649]
2Ny lefon'ny ontaolo rehetra sy ny sabany sy ny ampingany sy ny basiny sy ny sarin'i Elisabeth Mpanjakavavy tamin' ny English, mitaingin-tsoavaly ho nanome toky ny miaramilany, raha ho niady tamin'ny Spanish izy, dia naharesy ny Spanish izy. [2.366]
Anaran' olona 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/01