Teny iditra | 1 emponempona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihetsiky ny fo mitepotepo mafy, izay mazàna hita etỳ ivelany mihitsy aza, noho ny tahotra, fanahiana, fahasasarana,.. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#124] essouflement, palpitations |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |