Teny iditra | 1 endahana |
Fototeny | 2 endaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Alana hoditra: Efa nendahana ve ilay omby? Esorina ny akanjo eny aminy: Nendahan' ny mpangalatra izy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be flayed, to be peeled off ; to have one's clothing removed by force |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qui on écorche, qu'on dépouille |
Ohatra |
7 Ny amidy eny an-tsena hosora-menaka, dia ampihaingoina ny vehivavy, nefa rehefa lafo dia endahana ny haingony [1.437] 8 manaraka izany, dia endahana ny hoditr' ilay omby ka arakotra azy roa, fa tonga biby, hono, izy amin' izay, ka afaka amin' ny fadim-panambadiana. [2.436] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny endahana io |
Fivaditsoratra | 14 andehana, anendaha, endahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |