|
|
|
|

Teny iditra1  endasina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] to be fried
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#125, 1.8] qu'on fait frire
5  [1.3#125] qu'on rôtit, qu'on grille, qu'on torréfie
Ohatra  6  [2.117] Raha endasina aho dia azo anaovana kafe.
7  [2.356] Lasa izahay ankizy mankeny Ambohbary mianika rotra, manintsana voangory be avy teny amin' ny sampana izay entina endasina hihinanam-bary.
Fototeny  8  endy
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  13  endazina
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  16  asendany, endasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21