|
|
|
|

Teny iditra1  endatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  azo vakina madinina entina mandeha mihaza amalona
4  asiana afo mba atao jiro manazava amin'ny alina
5  taitra tampoka [Betsimisaraka] [1.78]

Fivaditsoratra  6  andetra, andreta, endatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31