|
|
|
|

Teny iditra1  endray
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza alahelo mila tsy ho zaka: Endray! mafy tokoa izany fisarahana

Fivaditsoratra  4  derain, endira, endray, iandre, ideran, nidera

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21