| Teny iditra | 1 endre |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fahatairana: Endre! inona itỳ hitan' ny masoko!
4 nahadisoam-panantenana: Endre! tsy nampoiziko izy no hahavita izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 an exclamation of surprise or disapproval
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 ah ! tiens ! (surprise, déception)
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|