Teny iditra |
endrikendrehina
(endrikendrika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Famaritana malagasy | Lazaina ho nanao ratsy tsy natao, hosoran-dratsy, tombotombohina [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to be slandered, to be falsely accused [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | qu'on calomnie [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
Endriteny |
endrikendrehina
endrikendrehiko
endrikendrehinao
endrikendrehiny
endrikendrehintsika
endrikendrehinay
endrikendrehinareo
endrikendrehin'
endrikendrehin-
endrikendrehim-
endrikendrehi-
| |
nendrikendrehina
nendrikendrehiko
nendrikendrehinao
nendrikendrehiny
nendrikendrehintsika
nendrikendrehinay
nendrikendrehinareo
nendrikendrehin'
nendrikendrehin-
nendrikendrehim-
nendrikendrehi-
| |
hendrikendrehina
hendrikendrehiko
hendrikendrehinao
hendrikendrehiny
hendrikendrehintsika
hendrikendrehinay
hendrikendrehinareo
hendrikendrehin'
hendrikendrehin-
hendrikendrehim-
hendrikendrehi-
| |
endrikendreho | |
|
Teny nalaina |
|