|
|
|
|

Teny iditra1  endrilahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bara] anadahin-dreny
4  [1.78] [Tanala] anadahin-dreny, dadafara, na dadatoa avy amin'ny reny
Voambolana  5  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29