Teny iditra endry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-borona mitovy amin' ny fanindry (Buteo brachypterus) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Buteo brachypterus

Teny iditra endry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro, Tanala] reny: Endriben'Ambaniandro ka ny lany koa ñ'lanina (reniben'Ambaniandro ka ny lany no lanina) [Rakotosaona 1972]
  [Bara] reny, neny, ramatoa: Akory hanao endry? [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka, Tanosy] reny [Rakotosaona 1972]
  [Bara, Taisaka] reny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Taisaka] mère [Deschamps 1936]
  [Tankarana] mère, maman. [David 1952 (takila E)]
Voambolana 

2017/03/10