|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  endry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro, Tanala] reny: Endriben' Ambaniandro ka ny lany koa ñ'lanina (reniben' Ambaniandro ka ny lany no lanina)
4  [1.78] [Bara] reny, neny, ramatoa: Akory hanao endry?
5  [1.78] [Taisaka, Tanosy] reny
6  [1.1] [Taisaka, Bara] reny
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.82] [Taisaka] mère
8  [1.19] [Tankarana] mère, maman.
Voambolana  9  Fifandraisana: fianakaviana

Teny iditra (2/2)10  endry
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] Karazam-borona mitovy amin' ny fanindry (Buteo brachypterus)
Voambolana  13  Haibiby: vorona
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15  dreny, endri, endry, indre

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11