Teny iditra (1/4) | 1 enga |
Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Entina hanehoana ny faniriana ao am-po; ny Enga dia arahin' ny teny hoe anie, ary ny matoanteny milaza ny ho avy no atao eo aorianany mandrakariva: Enga anie ho afaka izy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 oh that! may it be so! [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 puisse! plaise à Dieu! [1.8] |
Ohatra |
6 enga anie ka ho diso aho! [2.499#] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny tenim-piontanana rehetra |
Teny iditra (2/4) | 9 enga |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
11 abandonné (village). (lèmby). [Tankarana]
[1.19] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/4) | 15 enga |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 Action d’abandonner, de laisser, de pardonner, de permettre, de remettre —> ala, ary, eñe, foy, haliño, anja [Vezo]
[1.68] |
Teny iditra (4/4) | 18 enga |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
20 Apport, cadeau, don, offrande —> ome, tolotse [Vezo]
[1.68] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 22 ange, enga, gena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |