Teny iditra engade
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy Endrey! tsy menatra (teny fanakoran' ny ankizy ny namany izay manao zavatra mahamenatra) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay (plus usité qu'angade) exclamation poussée par les enfants en agitant la main vers leur compagnon qui s'est permis une incongruité: c'est lui le vilain! [Abinal 1888]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/02