Teny iditra entin-doloha (entina, loloha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny vehivavy maty vady alain' ny rahalahin' ny vadiny ho vady indray [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2011/02/17