Teny iditra entre
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Famaritana malagasy  anelakelany [Abinal 1888]
  anelanelana [Malzac 1893, Rajaonarimanana 1995]
  anelanelaka, ampovoany
¶  hatrany ... ka hatrany [Malzac 1893]
 ao anelanelan', ao ampovoan' [Sims 1969]
Ohatra 
1Il y a un arbre entre les deux maisons (Misy hazo anelanelana ny trano roa) [Malzac 1893]
2Il se jetta entre ces deux hommes qui se battaient (Nilatsaka tao ampovoan' ireo olona roa lahy niady ireo izy) [Malzac 1893]
3Venez entre deux et cinq heures (Tongava ao anelanelan' ny ora roa sy ny dimy) [Malzac 1893]
4Le gris est entre le blanc et le noir (Ny volombatolalaka dia anelanelan' ny fotsy sy ny mainty) [Malzac 1893]
5Tamatave est entre Andevorante et Foulepointe (Toamasina dia ao anelanelan' Andevoranto sy Mahavelona) [Malzac 1893]
6Entre Tananarive et Tamatave il y a plus de deux cents kilomètres (Hatrany Antananarivo ka hatrany Toamasina misy kilometatra roan-jato mahery) [Malzac 1893]

Teny iditra entre
Sokajin-teny endritenin' ny hoe entrer
Famaritana malagasy  miditra : J'entre dans la maison (Miditra ao an-trano aho) ~ Il entre dans la maison (Miditra ao an-trano izy)
¶  midira : Entre dans la maison (Midira ao an-trano) [3.1]

2019/08/17