Teny iditra entre
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  anelakelany [1.3]
  anelanelana [1.4, 1.5]
  anelanelaka, ampovoany
hatrany ... ka hatrany [1.4]
 Ao anelanelan', ao ampovoan' [1.9]
Ohatra 
1Il y a un arbre entre les deux maisons (Misy hazo anelanelana ny trano roa) [1.4]
2Il se jetta entre ces deux hommes qui se battaient (Nilatsaka tao ampovoan' ireo olona roa lahy niady ireo izy) [1.4]
3Venez entre deux et cinq heures (Tongava ao anelanelan' ny ora roa sy ny dimy) [1.4]
4Le gris est entre le blanc et le noir (Ny volombatolalaka dia anelanelan' ny fotsy sy ny mainty) [1.4]
5Tamatave est entre Andevorante et Foulepointe (Toamasina dia ao anelanelan' Andevoranto sy Mahavelona) [1.4]
6Entre Tananarive et Tamatave il y a plus de deux cents kilomètres (Hatrany Antananarivo ka hatrany Toamasina misy kilometatra roan-jato mahery) [1.4]

Teny iditra entre
Sokajin-teny endritenin' ny hoe entrer
Fanazavàna teny malagasy  miditra : J'entre dans la maison (Miditra ao an-trano aho) ~ Il entre dans la maison (Miditra ao an-trano izy)
midira : Entre dans la maison (Midira ao an-trano) [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31