Teny iditra | erikerika (erika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: rorampiso | |
Ohatra | Tsy nisy orana na erikerika andro vitsivitsy, hany ka mitorajofo ery ny vovoka amin' ny arabe migodàna.
[2.470] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny erikerika io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |