|
|
|
|

Teny iditra1  erina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fitadiavana hahazo bebe kokoa noho izay efa azo: fanaovana izay hahazoana bebe kokoa noho ny anjaran' ny tena; tsy fahafahampo amin' izay efa azo sy nomen' ny olona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  action de se montrer mécontent, de murmurer en recevant quelque chose, de demander davantage [1.3]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  9  erina, ireña

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31