Teny iditra | erina | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitadiavana hahazo bebe kokoa noho izay efa azo: fanaovana izay hahazoana bebe kokoa noho ny anjaran' ny tena; tsy fahafahampo amin' izay efa azo sy nomen' ny olona. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de se montrer mécontent, de murmurer en recevant quelque chose, de demander davantage [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | erina, ireña |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |