Teny iditra erỳ ho erỳ
Singan-teny erỳ ; ho
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny: Mikisaha erỳ ho erỳ fa tratran' ny andro ianao eo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11