Teny iditra | 1 eseka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [fr. échec] Kilalaon-tsaina misy efitrefitra 64 ka ny 32 (16 avy ny an-daniny sy ny an-kilany) no andaharana vato 6 karazana, ny roa voalohany amin' ireo dia ny mpanjakalahy sy ny mpanjakavavy. Samy manana ny fandehany avy ireo vato ireo ka mifampihinana; rahefa ny mpanjakalahy no lany dia izay no faharesena |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] chess 5 [3.1] échec |
Voambolana |
6 Kilalao |
Fivaditsoratra | 7 akese, eseka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |