|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  esikesika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Famindra miadana tsy manano sarotra noho ny hatavezana sy ny hasemporana vokatr' izany. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/2)9  esikesika
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 [Betsileo] Enti-milaza omby sady be vatana no matavy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04