|
|
|
|

Teny iditra1  esorina
Fototeny  2  esotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Alana amin' ny toerana misy azy: Esory itỳ vatankazo itỳ fa manakan-dalana
Ahana, alana: Roanjato no nesoriny tamin' ny karamako
Roahina, alana amin' ny raharaha: Nesorin' ny fanjakana ilay ben' ny tanana tatsy ananona fa nanodinkodina volam-bahoaka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be removed
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on enlève, qu'on ôte
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny esorina io

Fivaditsoratra  13  anesory, esorina, iesoran, niesora, Renisoa, resinao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21