Teny iditra | 1 espaniola |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Espaina: Olona mafana ra ny Espaniola Mikasika an' i Espaina, an' i Espaina na avy any Espaina: Manara-ba mailamailaka izay ny dihy espaniola |
Voambolana |
4 Haitoetany: firenena, foko |
Mpanahaka | 5 espaina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |