|
|
|
|

Teny iditra1  estirôzenina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] karazana hôrmôna vavy mahatonga ny hodi-tranonjaza hihamatevina hatrany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] oestrogène

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07