Teny iditra | 1 esy |
Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza fahakiviana na faharerahan-tsaina ambony ihany, tsy ahafahana manao zavatra iray: Esy! aoka ihany aho hipetraka eto! / Esy! hataoko ahoana no fangataka izany aminy |
Fivaditsoratra | 4 esi, esy, ise, sie |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |