etalonnage   
fampitahana amin'ny refiventy
étalonnage [1.13]
fanamarihana
fanamarihana amin' ny refy venty
étalonnage: Fanamarihana fanipihana iray amin'ny refy venty (Étalonnage d'une règle) ~ Fanamarihana goro iray amin'ny refy venty (Étalonnage d'un vase) ~ Fanamarihana tavoahangy iray amin'ny refy venty (Étalonnage d'une bouteille) [1.13]