Teny iditra (1/3) | 1 etona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1, 1.78] setroka Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] vapor, smoke, steam |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8, 1.5] fumée, vapeur 6 [1.3] chaleur suffocante, étouffée odeur forte, parfum qui se répand au loin 7 [1.5] gaz |
Ohatra |
8 Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina. [2.472] 9 Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any. [2.4] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 16 fofon-drano |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 25 etona |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
27 [1.196] (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte. |
Voambolana |
28 Haizavamaniry |
Teny iditra (3/3) | 29 etoña |
Sokajin-teny | 30 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
31 [1.78] [Tambahoaka]
lalana, lalan-kely |
Tovy hevitra | 32 hetoña |
Fivaditsoratra | 33 aneto, etoña, etona, natoe, oteña, tenao |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/21 |