Teny iditra etoana (eto)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Mitovy hevitra amin' ny hoe eto saingy fampiasan' ny olona amin' ny kabary raha tiana ho lavalava fa tsy hentitra loatra ny teny amin' ny fandaharana: Vory etoana isika mianakavy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/02