|
|
|
|

Teny iditra1  eto ho eto
Singan-teny  2  eto, ho
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] milaza toerana tsy tondroina marina' fa tokotokony fotsiny: Tsy fantatro marina fa eto ho eto no misy ny tranon-dry Rabevokatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28