|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  etona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  setroka
4  Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray [1.1, 1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5  vapor, smoke, steam [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  fumée, vapeur [1.3, 1.8, 1.5]
7  chaleur suffocante, étouffée
8  odeur forte, parfum qui se répand au loin [1.3]
9  gaz [1.5]
Ohatra  10  Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina. [2.472]
11  Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any. [2.4]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Mpanahaka  18  1.78=fofon-drano
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)27  etona
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29  (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte. [1.196]
Voambolana  30  Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)31  etoña
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33  lalana, lalan-kely [Tambahoaka] [1.78]
Tovy hevitra  34  hetoña

Fivaditsoratra  35  aneto, etona, etoña, oteña, tenao, aneto, etona, etoña, oteña, tenao

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/21