Teny iditra | 1 etra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fehikibo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 ceinture, ceinturon [1.3#131] |
Ohatra |
5 Ny etra dia fampoehana nampiasain' ny mpibaby zaza hanondrotana ny zaza ao am-babena. [2.508] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 10 etra, rate, trea |
Nohavaozina tamin' ny 2022/11/17 |