|
|
|
|

Teny iditra1  etsy ho etsy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  etsy, ho
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny: Apetraho etsy ho etsy ny entanao
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.107#76] assez près et en vue
Ohatra  9  [2.245#65] telo angaha, ery ho ery: dimy na valo, etsy ho etsy kosa
10  [1.107#76] etsy ho etsy no nahaverezan' ny antsipikako (C'est par là que j'ai perdu mon canif)
11  [1.107#76] tetsy ho etsy no namelezako azy tahamaina (C'est par là que je lui ai donné un soufflet)

Fivaditsoratra  12  etsy ho etsy, etsyhoetsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10