Teny iditra | 1 evina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Famoahan-drivotra eo amin' ny orona, tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ka mahatonga ny vava handefa piti-drora koa. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a sneeze |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] éternuement |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 11 aveni, evina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |