Teny iditra | 1 evohana |
Fototeny | 2 evoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny olona marary asaina manao evoka: Evohy ireo zazakely voan' ny bonibony ireo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be given a steam bath or inhalation |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on fait prendre un bain de vapeur |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 anevoha, evohana, hena vao, voahena, voaneha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |