Teny iditra evotra
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Enti-milaza fibontsina na fivohitra ho avoavo noho ny manodidina, fiantsamboatra miakatra. [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay rebondissement, élasticité, soulèvement, dilatation comme d’un ressort, convexité, relief, bosse d’un corps comprimé revenant à son état ordinaire, action de monter de condition, de se dédire [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra evotra
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Tankarana] vapeur, transpiration § èvoka. [David 1952 (takila E)]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31