Teny iditra 1/2 | evotra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fibontsina na fivohitra ho avoavo noho ny manodidina, fiantsamboatra miakatra. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Rebondissement, élasticité, soulèvement, dilatation comme d’un ressort, convexité, relief, bosse d’un corps comprimé revenant à son état ordinaire, action de monter de condition, de se dédire [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Teny iditra 2/2 | evotra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Vapeur, transpiration § èvoka. [1.19] | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | avetro, evotra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |