Teny iditra ezanezana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fijorojoroana, fihazangazanana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   action de se tenir debout, surtout quand les autres sont assis [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra ezanezana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tankarana] paresse, retard. [David 1952 (takila E)]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/15