Teny iditra | ![]() |
ezinezina |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Enti-milaza toerana avo; zava-mianjera mampihovotrovotra; asa na teny mahatalanjona eo imason' ny olona maro [Rajemisa 1985] | |
Famaritana frantsay | tout ce qui est grand, collossal, comme un palais, un arbre géant [Abinal 1888] | |
Teny iditra | ![]() |
ezinezina |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana frantsay | bruit, son retentissant et prolongé, explosion bruyante [Abinal 1888] | |
Voambolana | Feo | |
Sampanteny | aezinezina, fiezinezina, fiezinezenana, iezinezenana, mahaezinezina, miezinezina, mpiezinezina, tafaezinezina | |
Nohavaozina tamin' ny 2012/02/03 |
![]() |